| Teny iditra (1/2) | 1 fefy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Vala fiarovana sy fisakanana, fetra tsy azo ihoarana: Misy fefy ny tokotaninay ka tsy misy alika afaka miditriditra ao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 a fence, a wall, a hedge, an enclosure, a defence.
21 fefy vato: a stone wall [1.2] 22 a fence, an enclosure [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 clôture, haie
[1.8] 24 (toute l'île : haie vive, mais aussi palissade, clôture, tout ce qui sert de défense). Nom des plantes utilisées à faire des haies, surtout lors qu'elles sont épineuses, défensives. On dit : tokony hamefy ny tanimbolinao ianao : « Vous devriez entourer d'une haie défensive votre jardin potager » [1.196] |
| Ohatra |
25 Ho voasazy ve izay mihoa-pefy?
[4.27]
26 Tsy mateza loatra anefa ny fefy hazo. [2.117#9] 27 Rindrina tsy misy hirigirika no fefy manodidina ny fiainako. [2.529#103] 28 Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [2.470#166] |
| Voambolana | 29 Haizavamaniry |
| Mpanahaka | 30 ampiantany tsivikinindahy, 31 aro, 32 kiady, 33 manda, 34 rova, 35 tamboho, 36 Vala |
| Fikambanana | 37 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe fefy |
| Teny iditra (2/2) | 38 fefy |
| Sokajin-teny | 39 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
42 Omby vonoina rehefa avy mandevina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
43 the name given to the beef distributed at the ceremony of the afana, usually called henampefy.
[1.2] |
| Tovy hevitra | 44 henampefy |
| Fikambanana | 45 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fefy |
| Fivaditsoratra | fefy, 46 fife |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|