|
|
|
|

Teny iditra 1  fehezina
Fototeny  2 fehy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fatorana: Fehezo tsara ny kitay sao latsaka
9 Entina, didiana: Nofehezin' ny Kapiteny Ranona ireto miaramila ireto taona itsỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be tied, to be knotted, to be overruled, to be governed, to be managed. [1.2]
11 to be tied; to be governed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on lie, qu'on attache; qu'on gouverne [1.8]
Ohatra  13  Dia nanao hoe, azoko ity fa olom-peheziko. [2.245#42]
14  Ny Ihala izay nofehezin' ny Zafimainty, ao Marosiky. [2.508#250]
15  Fehezina lambarano sy somizo ny mozikany sy ny amponga. [1.437]
16  Mivondrona ao an-tanana fehezin'ny dina ny mpiaramonina. [2.445#13]
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21