Teny iditra |
fehizoro
|
Singan-teny | fehy ; zoro |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vato fanorenana alatsaka alohan' ny hanaingana ny rindrina; vato fanorenana, fototra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ fehy zoro ] A corner-stone [1.2]
|
| A cornerstone [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Pierre angulaire [1.8]
|
Ohatra |
1 | Dia nalefa ny vahoaka haka hazo ngeza hatao andry sy fehizoro.
[1.437]
|
2 | Fisaorana sy fampaherezana koa no atolotra ny Kanto Fehizoro Teatra izay hilalao azy ny 13 Novambra.
[2.528]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
|