Teny iditra 1/6 fela-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe felana
Anaram-javamaniry 

Teny iditra 2/6 fela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Akorandriaka fanaon'ny vehivavy haingo [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A conical shell, of which the upper part of the cone is removed, and the flat round base, which resembles a counter, is worn as an ornament on the head, forehead, or breast
In the provinces it also means, perhaps, a flower. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Coquillage plat servant d'ornement (aux femmes et aux danseurs) [1.82]
Kamban-teny 

Teny iditra 3/6 fela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Fehezam-bolom-borona [1.78]
Tovy hevitra felika

Teny iditra 4/6 fela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  falana [1.1]
Tovy hevitra fala ~ falana
Anaran-toerana 

Teny iditra 5/6 fela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Composante [1.13]
Voambolana 

Teny iditra 6/6 fela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara] Nom général donné aux fleurs (équivalent de vony, Merina) (voir aussi felana). [1.196]
Voambolana 
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10