Teny iditra |
feny
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny antsasak' ilan' ny omby eo aoriana [1.1]
|
|
Teny iditra |
feny
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
fefy
tamboho
[1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
A fence, a hedge, an enclosure. See fefy
[1.2]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | ~ |
|
Teny iditra |
feny
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny sofim-basy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The hammer of a gun [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Le chien de fusil [1.3]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
feny
(fe, -ny)
|
Sokajin-teny | anarana fe sy mpisolo
|
Ohatra | nefa tsy maty izy, fa ny feny no tapaka.
[2.69]
|
|