|
|
|
|

Teny iditra 1  fepetra
Fototeny  2 fetra
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Zavatra tsy maintsy hatao na Raina tsy maintsy hananana mba...: Tokana ihany ny fepetra ahazoana miditra amin' itỳ fikambanana dia ny fandoavana ny latsakemboka
8 Teny atao anisan' ny antony ijoroan' ny fifanekena na fifanarahana ifanaovana: Izao no fepetra ataoko aminao: afoiko ho anao telo hetsy id trano itỳ raha aloanao izao ankehitriny izao ny iray hetsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 a restriction; a briefing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 règlement; recommandation détaillée [1.8]
Mpanahaka  11  anjoanjon-teny
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fepetra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22