Teny iditra fetra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran' ny taninay
Famaritana natao hotratrarina: Hatraiza ny fetra amin' itỳ manafohy akanjo sy manalava vola id
Faritra tsy azo ihoarana amin' ny zavatra iray, onona: Efa nasian' ny fanjakana fetra ny vidin' ny zava-pihinana / Tsy mahalala fetra amin' ny zavatra rehetra ataony izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An appointed time, a period, a regular period, a fixed boundary, limit, restraint, restriction, law, control. [1.2]
 A limit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Limite [1.8]
Haiendriteny 
Tsotra : fetra, fetrako, fetranao, fetrany, fetrantsika, fetranay, fetranareo, fetran', fe-
Tovonana : -petra, -petro, -petrao, -peny, -petsika, -petray, -petrareo, -petran'
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra fetra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] zanaka, taranaka [1.78]
Haiendriteny 
Tsotra : fetra, fetrako, fetranao, fetrany, fetrantsika, fetranay, fetranareo, fetr', fe-, fetry
Tovonana : -petra, -petro, -petrao, -peny, -petsika, -petray, -petrareo, -petr', -pe-, -petry
Tovy hevitra faitra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/02