Teny iditra | 1 ferin-jaza |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ferin' ny fandidiam-poitra: Mamangy ferin-jaza: mamangy zaza avy nodidiam-poitra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] on donne le nom rituel de ferin-jaza (de zaza : enfant) à la plaie due à la circoncision |
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Singan-teny | 6 fery, zaza |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |