|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  feta
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  10 Tany noleman-drano hanjary fotaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 clay, mud, mortar. It is also used in the provinces for koba [1.2]
12 mud for plastering [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 Boue préparée pour crépir ou pour faire des murs; Matsora loatra ny feta hanaovana biriky (La boue pétrie pour faire des briques est trop délayée d’eau)
14 se dit aussi de tout ce qui est mou, sans consistance: Fêta ity vary ity (Ce riz est très mou) [1.3#164]
15 boue préparée comme enduit ou mortier [1.8]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe feta

Teny iditra (2/3) 17  feta
Sokajin-teny  18  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  20 Voa, iharam-pahavoazana, voan' ny fatiantoka, fahafaham-baraka: Feta tamin' io roharaha io daholo izy telo mirahalahy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  21 Qui éprouve une perte, un revers, une honte, qui est dans l’embarras, gâté [1.3#164]

Teny iditra (3/3) 22  feta
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny anglisy  24 [Betsimisaraka] a bird, a species of warbler. Same as fitatra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  25 [Tankarana] non d'une espèce d'oiseau, tarier à collier. § fìtatra. [1.19]
Voambolana  26  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  27 fitapatatra, fitatenona, fitatra, tekiteky

Fivaditsoratra  28 fate, feta, 29 tefa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22