|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fetaina
Fototeny  2 feta
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao voan' ny fatiantoka, fahafaham-baraka [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  fetaina
Fototeny  10 feta
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  16 Asiana, simbana: Nofetainy ny varotray [1.1]

Fivaditsoratra  17 fañitea, fetaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19