Teny iditra |
fia
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Gia, geja, gehy, fihina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Root of voafia, fiazana, mamia, amiazana [Javanese peres] [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Compression. [1.13]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
fia
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Anaran-kazandrano, trondro [1.78]
|
| [Taisaka]
Hazandrano [1.78]
|
| [Bara]
Karazana marakely mainty mipentimpentina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Sakalava]
A kind of fish [1.2]
|
Voambolana |
Anaram-biby |
|
|