Teny iditra mamia (fia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mangeja, mangia, mangehy, mamihina mafy: Mafy loatra no namiazako ilay voronkely ka maty tao anaty tanako tao ilay izy
Mamoritra: Misy mamia voankazo hafa noho ny voaloboka hanaovana divay
Manery, mamoritra: Aoka tsy hamia mafy loatra ny olom-pehezina ny mpitond ra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To squeeze, to press. Used of holding fast to a person, or squeezing grapes, sponges, etc. [1.2]
Ohatra Itompokovavy tsy mamia zana-borona: hianareo tsy maniry trafon' ombaìahy. [2.857]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamia
Ny lasa : namia
Ny hoavy : hamia
Filaza mandidy : mamiaza
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20