Teny iditra | 1 fiadalana |
Fototeny | 2 adala |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fitiavana be loatra, fimatimatesana amin-javatra na amin' olona: Fiadalana amin' ny toaka |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Passion pour, motif de la passion, le lieu, le temps |
Fivaditsoratra | 6 fandaiala, fiadalana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |