Teny iditra | fiafenana (afina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fierena [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de se cacher, le lieu où on se cache [1.3] | |
Ohatra | Sarony ao amin'ny fiafenana ny tavany.
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |