| Teny iditra (1/2) | 1 afina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
22 Fanaovana zavatra amin' ny toerana tsy hitan' ny olona, fitanana zavatra tsy ho fantatr' olona: Ataovy tsara afina ireo firavaka sarobidy ireo fa sao misy mangalatra
[1.1] [2.588#] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 root not used except in reduplication, as tia afinafina. To love doing things in secret.
[1.2] 24 concealment [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 Etat de ce qui est caché, couvert, dérobé à la vue, recèlement: Ataovy tsara afina ny vola (Cachez bien l'argent)
[1.3] |
| Ohatra |
26 Efa lasa ela ihany ny mpanenjika ary efa afina vao niala vao nianavaratra ho ao Andranonanahary Ingahy Dany.
[2.588#]
|
| Teny iditra (2/2) | 27 afina |
| Fototeny | 28 fina |
| Sokajin-teny | 29 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
34 [Provincial] Used of that pressed close, as the nose in being blown
[1.2] |
| Fivaditsoratra | afina, 35 anifa, 36 fania, 37 fi~ana, fiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|