|
|
|
|

Teny iditra1  fiahorana
Fototeny  2  ahotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fiatoana na fianonana kely alohan' ny hanao zavatra, fisalasalana [1.1]

Fivaditsoratra  5  afahirano, fahoriana, fiahorana, fihaorana, fiharoana, fihoarana, firoahana, ifoharana, iharofana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20