Teny iditra | 1 fiaikena |
Fototeny | 2 aiky |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13] fanekena ny fahadisoan'ny tena |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] confession, admission, submission |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#10] Comme fieKEna#mg.n 7 [1.8] confession, aveu, soumission 8 [1.13] aveu |
Ohatra |
9 Mba hanamarinana an' izany fiaikena izany, dia ampahatsiahivina fa nivory tao anatin' ny firaisan-tetika [4.27#] |
Voambolana |
10 Ontam-po |
Fivaditsoratra | 11 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |