|
|
|
|

Teny iditra 1  aiky
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  20 Enti-milaza tsy fandavana na fanarahana izay lazaina amin' ny tena; fanoavana na fankatoavana didin' ny lehibe; fiaikena na fibabohana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 Root only used in compounds, as lany aiky; eky is also used. [Mal. aka, mengaku.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  22 Comme eky [1.3#10]
Tsipelina hafa  23 eky
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe aiky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19