|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fiaina
Fototeny  2 aina
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fomba entina miaina, na maka fofon' aina izany: Miadam-piaina ny marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 respiration [1.32.en#272]
Fanazavàna teny frantsay  8 La manière de vivre, de respirer [1.3#3]
9 respiration [1.13]
Ohatra  10  I feno tsy nihetsika, fa niefonefona fiaina tao anaty lamba tao. [2.472#45]
Voambolana  11  Haiaina
Tovy hevitra  12 fisefo
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe fiaina
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 15  fiaina
Fototeny  16 aina
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Fomba entina mitondra tena: Ratsiratsy fiaina itỳ zaza itỳ [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 La conduite [1.3#3]
Ohatra  20  Malemy fanahy, tsara fiaina, manaja izay nofidiny ho fofombady! [2.499#]
21  Izany no antony nanaovana mifanandrify ny fiaina amin' ny fisian-javatra. [2.245#7]
Voambolana  22  Filôzôfia
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe fiaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22