Teny iditra | fiaina (aina) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina miaina, na maka fofon' aina izany: Miadam-piaina ny marary [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Respiration [1.32] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | La manière de vivre, de respirer [1.3] | ||||
Respiration [1.13] | |||||
Ohatra | I feno tsy nihetsika, fa niefonefona fiaina tao anaty lamba tao.
[2.472] | ||||
Voambolana | Haiaina | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Tovy hevitra | fisefo | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fiaina io | ||||
Teny iditra | fiaina (aina) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mitondra tena: Ratsiratsy fiaina itỳ zaza itỳ [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | La conduite [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Filôzôfia | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Lohateny | |||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09 |
![]() |