Teny iditra (1/3) | 1 fiakà |
Fototeny | 2 ak |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavà na teny malagasy |
4 [1.1] Fody adala |
Teny iditra (2/3) | 5 fiaka |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavà na teny malagasy |
7 [1.1] Fitsakoana zavatra mba hahazoana ny ranony: Fia-pary lava vany Ny faikan-javatra sisa mijanona rehefa avy notsakoina tahaka ny voalaza etsy ambony ilay zavatra: Tsara ny fary fa misy fiany |
Fanazavà na teny anglisy |
8 [1.2] lees, dregs, grounds; refuse of chewed bones or sugar-cane. See faika. |
Fanazavà na teny frantsay |
9 [1.19] [Tankarana]
lie, dépôt, tourteaux. § fàika. 10 [1.13] précipité 11 [1.196] Produits végétaux dont on exprime le jus en les mâchant et qu'on recrache ensuite ; ce qu'on rejette après en avoir avalé le jus, par exemple : la bagasse de canne à sucre (voir aussi fia-pary). C'est aussi le cas de divers fruits très fibreux comme ceux du pandanus. On dit ces produits mafiaka (adjectif) quand ils n'ont pas assez de jus, quand ils sont trop secs. [Merina] 12 [Betsileo] |
Voambolana |
13 Haizavamaniry |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 19 feka |
Teny iditra (3/3) | 20 fiaka |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fivaditsoratra | 22 afaky, faika, fakai, fakia, fiakà , fiaka, ifaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |