Teny iditra fiakangana (akanga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fianarana ny feon' akanga
Fitsaontsaonam-bava mankatsy mankaroa
Fivelomana mitsentsitra ny hafa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de bavarder çà et là [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/04