Teny iditra | 1 fiakarana |
Fototeny | 2 akatra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fisondrotana avo, fandehanana mananika havoana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 an upward climb, ascent [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Côte, montée, l'action de monter, de s'élever [1.3] 7 montée, ascension ; côte à monter [1.8] |
Ohatra |
8 Tsy sarotra loatra ny fiakarana noho ny bozaka misy hamikirana. [2.499] 9 Ary nony niakatra ny fiakarana ny andriana, dia nandefa tafondro iray vava; [2.48] |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny fiakarana io |
Fivaditsoratra | 11 fiakarana, ikafarana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |