Teny iditra | fiakarana (akatra) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fisondrotana avo, fandehanana mananika havoana [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | An upward climb, ascent [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Côte, montée, l'action de monter, de s'élever [1.3] | ||||
Montée, ascension ; côte à monter [1.8] | |||||
Ohatra |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fiakarana io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |