Teny iditra (1/2) | 1 fiaky |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haibiby: vorona |
Fanazavàna teny anglisy |
4 name for a species of hawk. Same as fihiaka [Provincial]
[1.2] |
Tovy hevitra | 5 feheaky, feka, fihiaka |
Teny iditra (2/2) | 6 fiaky |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Voambolana |
8 Haizavamaniry: ahitra 9 Toe-karena: fambolena |
Fanazavàna teny malagasy |
10 ahidratsy esorina amin'ny andro anosiana ny tanimbary [Taisaka]
[1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 herbes qu'on enlève de la rizière au moment du labourage [Taisaka]
[1.82] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |