Teny iditra 1/2 fihiaka (hiaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mihiaka, na mihaika, mihantsy ady [1.1]

Teny iditra 2/2 fihiaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Voromahery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A species of long-legged hawk (gymnogene). Polyboroides radiatus, Scop. Same as fiaky, fieka, feheaky, and voronomby [1.2]
Anarana siantifika Polyboroides radiatus
Voambolana 
Tovy hevitra feheaky ~ feka ~ fiaky

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20