Teny iditra fiamboho (voho)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina miamboho, izany hoe mitodika ka ny ivoho no atao manoloana olona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20