| Teny iditra (1/2) | 1 voho |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
23 [Tanala] lamosina
[1.78] 24 Ny ao an-damosina, ny ao ambadika: Asehoy ny vohon-tananao 25 Ny lafy ratsy: Sarin' inona no ao amin' ny vohon' io meday io [1.1] 26 lamosina [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
27 the back, the back side
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 le dos; le revers
[1.8] 29 dos [1.13] |
| Fikambanana | 30 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 25 misy ny teny how voho |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 32 vôho |
| Sokajin-teny | 33 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 [Bara] sady
[1.78] 35 [Bara+Tanala] vao [1.78] |
| Tovy hevitra | 36 vo |
| Fivaditsoratra | voho, vôho |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15 |
|