Teny iditra |
fiandohana
(loha)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fiantombohana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The source, the beginning [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Le commencement, la source [1.3, 1.8]
|
| Le point de départ, le principe [1.3]
|
| Origine [1.8]
|
Ohatra | Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana.
[2.996]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
Fiandohana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Boky mirakitra fandinihana momba ny fiandohan' izao tontolo izao, ny fiandohan' olombelona, ny fiandohan' ny fahotana ary ny fiandohan' ny Vahoakan' Andriamanitra [2.611]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | ~ |
Boky manontolo | Baiboly iraizotra |
|