|
|
|
|

Teny iditra1  fiankinana
Fototeny  2  ankina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  L’action de s’appuyer, de se confier, l'appui, le dossier, le soutien, celui duquel dépend [1.3#50]
Ohatra  6  Koa tsy nitady fiankinana na fitalahoana taminy izy ireo. [2.296#]
7  Hijanona eto moa ianao, tsara andry fiankinana ny madinika. [2.643#]
8  Nipetraka i dadabe sy nanao ho fiankinana ny votry izay tsy nisy vitsika intsony. [2.270#]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny fiankinana io

Fivaditsoratra  10  fanikinana, fiankinana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08