Teny iditra | fiantandroka (tandroka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière de se cramponner [aux cornes d'un boeuf] [1.3] | |
Ohatra | Izao no anaran' ny fiantandrok' omby : taingim-bozona, fehiloha, befelana, betongoa, ankoatra, kendaroroka, mandrilava, manongotra (samboriny ny tongoben' omby anankiray dia aingany, ka na manao ahoana na manao ahoana no fitroatran' ny omby dia tsy avelany, ka misy mahalavo omby samy irery.
[1.437] | |
Teny iditra | fiantandroka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Voambolana | Haibiby: trondro | |
Mpanahaka | fiamalandy ~ fiamandry ~ fiamangataka ~ fiamangidy ~ fiambola ~ fiambazana ~ fiampotsy ~ fiandava | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |