|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tandroka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  16 Zavatra mafimafy toy ny taolana mipoitra eo an-dohan' ny biby sasantsasany toy ny omby, ny osy,... ka ataony fiadiana sy hiarovany tena amin' ny fahavalony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 a horn [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 corne [1.8, 1.13]
19 Cornes des animaux
20 Pour les plantes, fruits ayant la forme de cornes : double follicule de nombreuses Apocynaceae
21 En médecine populaire : nom des ventouses, parce qu'on faisait à l'origine, les ventouses avec la corne évidée d'un boeuf, percée à son sommet. [1.196]
Ohatra  22  Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. [1.437#]
Voambolana  23  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 26 misy ny teny hoe tandroka
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  26  Bikan' ny tandrok' omby
Lahatsoratra  27 Randzavola: tandroka ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2) 28  tandroka
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30 Olona ambony ara-pahaizana na ara-pahefana ka miahy sy miaro ny vahoaka ary mitsangana ho voninahiny: Ianareo foloalindahy no tandroky ny firenena [1.1]
Ohatra  31  Ny faherezana hitondra fanjakana no tandroka. [2.48#126]

Fivaditsoratra  tandroka, 32 tondraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21