|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fiantandroka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#668] Manière de se cramponner [aux cornes d'un boeuf]
Ohatra  4  [1.437#] Izao no anaran' ny fiantandrok' omby : taingim-bozona, fehiloha, befelana, betongoa, ankoatra, kendaroroka, mandrilava, manongotra (samboriny ny tongoben' omby anankiray dia aingany, ka na manao ahoana na manao ahoana no fitroatran' ny omby dia tsy avelany, ka misy mahalavo omby samy irery.
Fototeny  5  tandroka

Teny iditra (2/2)6  fiantandroka
Sokajin-teny  7  anarana
Voambolana  8  Haibiby: trondro
Mpanahaka  9  fiamalandy, fiamandry, fiamangataka, fiamangidy, fiambola, fiambazana, fiampotsy, fiandava

Fivaditsoratra  10  fiantandroka, nandrifatako

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21