|
|
|
|

Teny iditra1 fiaviana
Fototeny  2avy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny toerana na ny razana nisehoana: Avy any Ankadindambo no fiavianay. [1.1]
Tovy hevitra  5iaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12