|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  avy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny hoavy :
5  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 [Bara] tonga [1.78]
18 Manatona, mandroso ho eo amin' ny tena, tamy: Mitondrà elo fa sao avy ny orana [1.1#129]
Fanazavàna teny anglisy  19 to come [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 venant, qui vient, arrivant, qui arrive, qui descend de, qui est envoyé par, qui est tiré de, extrait de, qui provient de, qui est originaire de [1.3]
21 arriver, venir [1.8]
Ohatra  22  Tsy maninona ny hoaviko! [2.270#119]
23  Aiza avy ny naman' ialahy? [2.4#122]
24  Fa ikalakely ity kosa avy taiza? [2.5#122]
25  Fa ny fianakaviana kosa, tsy misy miantoka ny hoaviny [1.369]
26  Nefa saika hadino fa izahay anie mbola mpianatra ary manana adidy ny hanomana ny hoavinay tsirairay avy [2.356#41]
27  Misisika ny amin'ity saina tia karokaroka ity izahay, satria inoanay fa miankina amin'io ny hoavin'ny tanindrazana [2.503#20]
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 17 misy ny teny hoe avy
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/5) 30  avy
Sokajin-teny  31  anarana
Haiendriteny 
32  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  40 niavian' ny manavy, fanaviana [1.1#129]
Fanazavàna teny frantsay  41 caprice [1.3, 1.196]
42 fièvre, mauvaise humeur, caprice [1.3]
Voambolana  43  Fahasalamana

Teny iditra (3/5) 44  avy
Sokajin-teny  45  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  46 Koa: Izany avy ka mahatezitra anao [1.1#129]
Fikambanana  47  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe avy

Teny iditra (4/5) 48  avy
Sokajin-teny  49  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  50 Rehetra ary tsirairay: Nomeko paiso dimy avy ny mpianatra; izany hoe ny mpianatra rehetra dia nomeko paiso dimy tsirairay; matetika no ialohan' ny teny hoe "samy" ny matoanteny: Samy nandray ariary zato avy izahay telo lahy [1.1#129]

Teny iditra (5/5) 51  avy
Sokajin-teny  52  anarana
Fanazavàna teny frantsay  53 [Betsileo] Ipomoea wightii (Wall.) Choisy (Convolvulaceae). Jolie plante, mais qui pousse à sa fantaisie. [1.196]
Voambolana  54  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  56 AVI, avy, 57 iva, Iva, 58 vay, 59 via

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17