|
|
|
|

Teny iditra1  fibanjinana
Fototeny  2  banjina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fijerena mifantoka tsara [1.1]
5  L’action de regarder fixement, de contempler [1.374]
Ohatra  6  Tena azo tanterahina io maha eo an-toerana miaraka amin' ny fibanjinana io; [1.369#]
7  Isaky ny nivory dia ireo fanaka sarobidy ireo no toy ny nampahatsiaro ny lasa, anefa koa nampa-hery tamin' ny fibanjinana ny hoavin' ny Fiangonana. [2.356#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08