|
|
|
|

Teny iditra 1  banjina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Fijerena mifantoka tsara amin' izay jerena; filerana tsara maharitra, tsy mipy; fijerena ombam-pandinihana feno fisainana fatratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 eritra, jeriana, and tsendrina, are all used in the provinces for banjina. See dinika, harika, vandrina, vandravandra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  20 regard attentif, considération [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19