|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fibata
Fototeny  2  bata
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mibata na manainga zava-mavesatra amin' ny tanan-droa

Teny iditra (2/2)5  FIBATA
Sokajin-teny  6  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.5] Sigle de Fitateram-Bahoakan' Antananarivo, Transport en Commun de Tananarive
Voambolana  8  Fikambanana

Fivaditsoratra  9  FIBATA, fibata, fitaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08