|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fidina (fidy)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  alaina izay tiana, alaina izay tsara fantenana, jobonina, tsongoina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  to be chosen [1.2, 1.7]
5  to be selected [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  qu'on choisit [1.8]
Ohatra  7  I Madagasikara no fidiko amin' ny tany rehetra [1.1]
8  Kanefa misy izay tsy maintsy ho nofidiny aloha [1.38]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  fidina (idina)
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  Fomban' ny zavatra midina, izany hoe mandeha avy ambony ka milatsaka ambany: Ela loatra ny fidin' ny lasantsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  manière de descendre [1.3]
Haiendriteny 
17  Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20