| Teny iditra | 1 fidy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 fanondroana, na fakana, izay tiana amin' ny zavatra roa na maro mifampitaha; fantina; tsonga; tsarika
[1.10#F.510] 19 Fakana izay tiana. [1.1#293] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 choice, preference, permission to choose. Mostly used with suffix pronoun, fidiny. See fantina. [Mal. pilih.]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 choix, préférence, élection
[1.3#167] |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 23 dify, fidy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|