Teny iditra | 1 fidirana |
Fototeny | 2 iditra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Asa atao rehefa miditra: Sarotra ny fidirana amin' io fikambanana io 5 Toerana voatokana hidirana, izany hoe hitsofohana amin' ny toerana iray, trano, saha: Itỳ no fidirana ato amin' ny saha 6 Vola aloa amin' ny fijerena fampisehoana na fandraisana anjara amin' ny lanonana iray: Ohatrinona ny fidirana amin' ity rindran-kira itỳ? [1.1] 7 fitsofohana [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 an entrance. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 entrée, admission, pénétration [1.13] |
Ohatra |
10 Natao ny fanadinana fidirana tao amin' ny sekoly. [2.356] 11 ary nanome fidirana hoan'ny olona maro mba ho be no ho tonga; [2.59] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny fidirana io |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 15 faridina, fidirana, firidana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/30 |