Teny iditra (1/2) | 1 fidoboka |
Fototeny | 2 doboka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 la manière de résonner [1.3#440] |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny fidoboka io |
Teny iditra (2/2) | 7 fidoboka |
Fototeny | 8 doboka |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 état de celui qui stationne [1.3#440] |
Ohatra |
12 Nafana daholo ny tenako rehetra, nirotoroto fidoboka ny foko. [2.4#] 13 Efa impiry ny vavako no nanaporofo izany taminao ry Dolfa, efa impiry ny foko no mafy fidoboka teo anatrehanao ry Dolfa. [2.895#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08 |