|
|
|
|

Teny iditra1  fierena
Fototeny  2  ery
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fiafenana, fisitrihana amin' ny toerana tsy ahitana ny tena; toerana ierena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  l'action de se cacher, la cachette, ce qui se dérobe à la vue [1.3#129]
Ohatra  6  Moa misy olona mahafin-tena ao amin' ny fierena va ka tsy ho hitako? [2.996#]
7  Ny tanàna dia nofaritana hady manodidina hatramin' ny lava-bato fierena. [1.436#]

Fivaditsoratra  8  eferina, fierena

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/22