Teny iditra |
erỳ
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Milaza toerana lavidavitra taza-maso tsara ka tondroina, mifamaly amin' ny arỳ raha tsy taza-maso fa takona: Erỳ ambonin' ny tendrombohitra no misy ny tranonay. (Arỳ ambadiky ny tendrombohitra arỳ no misy ny tanànan-dry Naivo) Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | There quite far away (in sight) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Là-bas assez loin, visible [1.8]
|
Ohatra | Ery no fanasanay lamba.
[2.470]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
erỳ |
Ny lasa : |
terỳ |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
|
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
|
Teny iditra |
ery
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana fanaovana izay hahatakona, fisitrihana tsy ho hita [1.1]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
erỳ
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Entina manamafy izay lazaina; tokoa: Mahafinaritra erỳ izany mitsotsotra etỳ ambony ahi-maitso [1.1]
|
|