|
|
|
|

Teny iditra 1  fifamihinana
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Fanazavàna teny frantsay  5 accolade [1.4]
6 cohérence [1.66]
Ohatra  7  fotoana hamihinana, ary fotoana hifadiana ny fifamihinana. [2.996]
8  Niverenan'ity lehilahy nojerena ilay felatanany havia izay toa mbola mitahiry ny fifamihinana nifanaovany veloma tamin'ireo Sakalava miaramilany [2.895#199]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19