|
|
|
|

Teny iditra 1  fifanaikena
Fototeny  2 aiky
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny frantsay  6 Comme fifanekena [1.3#10]
Ohatra  7  Nosoniavina tamin' ny 12 Septambra ny fifanaikena amin' ny fanjakana frantsay sy malagasy; [2.366#]
8  Tsy mba nisy taratasy vita sonia sy voatombo-kase ny fifanaikena, fa vitan' ny fifampitokisana. [2.296#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26