Teny iditra | fifanana (fana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fikobonana manao mafana tsara raha vao avy niteraka mba tsy hosovohan' ny hatsiaka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | La manière de faire ses couches, le lieu, le temps [1.3] | |
Teny iditra | fifan~ana | |
Sokajin-teny | tsirinteny saradroa | |
Fivaditsoratra | fanafina, fifanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26 |