|
|
|
|

Teny iditra1  fifanantsafana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Resadresaka mialoha ny tena votoatin-dresaka ifanontaniana ny toe-pahasalamana
Ohatra  4  [2.472#] Tadiavin-dRagova i Manana, hoy izy, rahefa vita ny fifanantsafana.
Fototeny  5  antsafa

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11