Teny iditra | fifandirana (ditra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiadiana vava, fifamaliana, fifanjihirana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Dispute, contest, wrangling [1.2] | |
A quarrel, a dispute [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Dispute, contestation [1.8] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fifandirana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |