|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ditra
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Kiry tafahoatra hanao araka ny hevitry ny tena na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza: Be di-doha koa izany raha olona. Tsy nahaleo ditra azy aho ka naleoko nihataka
15 Finiavana hanao ny tsy mety na dia tenenina lava izao aza: Ditran' ankizy re izany! Tsy avala hifoka sigara izy ka mbola mifoka foana ihany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 obstinacy, contumacy, stubbornness; hardness, as or wood, string, etc. See kiry, hihitra [1.2]
17 stubbornness, obstinacy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 entêtement; obstination dans le mal [1.8]
19 bêtise [1.13]
Tovy hevitra  20 heryloha, kiry
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe ditra
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 23  ditra
Sokajin-teny  24  anarana
Haiendriteny 
25  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  26 tanimanga [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  27 argile [1.13]
Voambolana  28  Haibolantany
Tovy hevitra  29 tanimanga
Mpanahaka  30  tany
Fikambanana  31  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ditra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22